Mifankatiava ihany eee
Raha mbola velon’aina
Tsy misy toy izany ôôô...
No mampifaly saina
Ny maty efa lasa
Tsy ho azontsika antsoina
Isika no mikasa
Ny ratsy ho adinoina re
Ny maty efa lasa
Tsy ho azontsika antsoina
Isika no mikasa
Ny ratsy ho adinoina
Raha tsy fotoana ela
No hipetrahana eto
Andeha re mba hifamela
Andeha mba hifamela
Mba tsy harahin-tsento
Mba tsy harahin-tsento
Andeha re !
Andeha re mba hifamela
Mba tsy arahin-tsento
Créer un site gratuit avec e-monsite - Signaler un contenu illicite sur ce site